|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 havana avy any dilambato |
| Singan-teny | 2havana, 3avy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ireo zanaky ny Antalaotra nonina tao Dilambato (Zafimbazaha), izay fotsy ka nohamboin' ny olona ho havany raha misy nanamavo azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6parents très éloignés.
[1.54] |
| Voambolana | 7 Fifandraisana: fianakaviana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|